Very ny tenimiafina?
Mbola tsy mpikambana? Misorata anarana
Fandraisana arrow Sudoku
Sudoku Printy Imailaka

Ny Sudoku dia lalaontsaina izay mandahatra marika ao anaty tabilao. Toa izao ny fitsipika fohifohy.

Misy tabilao iray misy efitra 81 (9x9), zanaka tabilao 9 (voafaritra tsara amin'ny tsipika matevina) ka ampidiranao isa 1 ka hatramin'ny 9 mitsivalana sy 1 ka hatramin'ny 9 mitsangana. Tsy misy mahazo miverina indroa ny marika iray. Ary ao anatin'ny zanaka tabilao misy efitra 9 (3x3) koa dia tsy misy mahazo miverina indroa ny marika iray.

 

 

 
 
Ohabolana androany
Ankizy nilaozan-tsakaiza ka milalao vovoka irery (http://ohabolana.org)
Resaka mivantana
Latest Message: 8 minutes ago
  • Vahiny5741 : Ycf8LC FFFIILLUUUSSS2,
  • onjah : Mahafinaritra ravoala a
  • ravoala : misaotra raonjah
  • VahinyVahin : fa toa sarotrarotra
  • VahinyVahin : fa tena somary hafahafa ihany izy zany
  • VahinyVahin : mba mijery ty lalao ty e
  • VahinyVahin : salut
  • VahinyVahin : slt
  • onjah : iza ilay vahiny e ?
  • VahinyVahin : iza le vahiny ao toa tsy hita e !

Smilies?
Ny mpamangy
Namana 0 sy vahiny 1
Iza??
Page load : 0.639533042908