Raha toa ka mbola tsy misy mpifaninana aminao kanefa ianao te hilalao mafy dia azonao atao ihany koa ny mifanandrina amin'ny ordinatera. Midira etsy amin'ilay hoe Fanazaran-tena eseky dia ho tafiditra ianao. Marihana fa mila mampiditra solonanarana sy tenimiafina serasera.org ianao vao afaka mifanandrina amin'ny ordinatera.
Ohabolana androany
Ny kianja no tsy anaovan-dratsy ny lalao mbola ho ela. (http://ohabolana.org)