Very ny tenimiafina?
Mbola tsy mpikambana? Misorata anarana
Fandraisana
Ndao indray hilalao e! Printy Imailaka

 Hevitra hita avy ao amin'ny forum momba ny hatsikana sy lalao ao amin'ny serasera.org izy ity. Lalao ho an'ireo izay efa mpikambana ao amin'ny serasera.org. Raha mbola tsy mpikambana dia afaka misoratra anarana ao amin'ny http://login.serasera.org

Hisy lalao vitsivitsy ato atsy ho atsy... fa ny voalohany aloha dia ny Eseky (Echec - Chess)... jereo etsy amin'ny fanoroampejy ny fidirana ao amni'ny Eseky.
Ny serasera.org moa dia natao ho amin'ny teny malagasy fa ity lalao ity kosa dia afaka misafidy teny ery ambony havanana.

Fanamarihana

Mbola tsy vita tanteraka ny fanovana ny teny ka mbola hahita teny frantsay na anglisy ianareo.

 
 
Ohabolana androany
Ny filalaovana sy ny asa tsy miaraka. (http://ohabolana.org)
Resaka mivantana
Latest Message: 8 minutes ago
  • Vahiny5741 : Ycf8LC FFFIILLUUUSSS2,
  • onjah : Mahafinaritra ravoala a
  • ravoala : misaotra raonjah
  • VahinyVahin : fa toa sarotrarotra
  • VahinyVahin : fa tena somary hafahafa ihany izy zany
  • VahinyVahin : mba mijery ty lalao ty e
  • VahinyVahin : salut
  • VahinyVahin : slt
  • onjah : iza ilay vahiny e ?
  • VahinyVahin : iza le vahiny ao toa tsy hita e !

Smilies?
Vaovao farany
Ny mpamangy
Namana 0 sy vahiny 1
Iza??
Page load : 0.502780914307