Zaza no tsy hilalao mandihiza ho tanora.
Tanora no tsy handihy mitafà ho lehibe.
Lehibe tsy hiresaka midira ho antitra.
Antitra tsy hitso-drano, mitahian-ko razana, fa raha razana tsy hitahy mifohaza hiady vomanga (http://ohabolana.org)
Resaka mivantana
Latest Message:5 hours, 11 minutes ago
VahinyVahin : fa nankaiza e
VahinyVahin : ahoana no atao raha te-hilalao ato amin'ny lalao serasera ?